|
|
|
|

Teny iditra1  manao rebik' ondry
Singan-teny  2 manao, 3 ribika, 4 ondry
Sokajin-teny  5  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  6 (fahasimban' ny hoe ribik' ondry) mirohotra manao izay efa be mpanao [1.1]
Tsipelina hafa  7 manao ribik' ondry

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02