Entry | 1 manao ronono an-tavy |
Elementary words | 2 manao, 3 ro, 4 nono, 5 tavy |
Part of speech | 6 locution |
Explanations in Malagasy |
7 enti-milaza ny fanomezantoky handroboana ny sasany; teny mamy manodoka, maharenoka sy mahafaly, saingy tsy azo vitaina sy tanterahina [1.1] |
Updated on 2025/10/11 |
![]() |