|
|
|
|

Teny iditra1  manao saikiny
Singan-teny  2 manao, 3 saikiny
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 enti-milaza ny fananana izay tsy kasihina, fa ny an' olona no ampiasaina [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12