|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mañaotike |
| Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 manodina, mihodina: Nanao famindron'ny Mihafy ko ny loha ro aotike (Famindron'i Mihafy na setroka aza ny loha no ahodina)
[Betsileo]
[1.78] |
| Fivaditsoratra | mañaotike, 4 mekanitao |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|