|
|
|
|

Teny iditra1  manaova
Fototeny  2 tao
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manao [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 do [1.26#19]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra  5  Tsy maninona fa manaova, hoy Rafakatro. [2.357#]
6  Mandehana ianao mba manaova toy izany koa. [2.643#]
7  manaova soa ampiantany, fa misy hiankinana; [2.69#]
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  manaova, 9 manavao, 10 manoava, 11 mavoana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02