|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manapaka |
| Fototeny | 2 tapaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mandidy zavatra amin-java-maranitra na amin' ny fomba hafa ka tarangana mizara roa misaraka ilay zavatra: Nisy nanapaka na pensiliko
5 Mampiato, mampijanona: Aza misy manapaka ny teniko 6 Mandidy: Iza no afaka hanapaka ny amin' ny aiko sy ny fananako 7 Tsy tonga miasa na mianatra: Tsy mbola nanapaka io mpiasa io hatramin' ny nidirany [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 to cut off, to cut across
9 to settle or decide; to rule; to govern [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 couper en travers
11 décider; gouverner [1.8] 12 trancher, couper [1.13] |
| Ohatra |
13 Renilezo mihitsy no manapaka ny zavatra rehetra.
[2.324]
14 Ny fahatelo, atsimo mianavaratra, manapaka ireo roa voalohany, miala any Antanambao ary mivarina any Alaotra, misy tokony ho 30 kilaometatra. [2.472] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 18 Fikambanana 6 amin' io teny io |
| Ohabolana | 19 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 20 ampakana, 21 ampanàka, manapaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|