|
|
|
|

Teny iditra1  manaparasaka
Fototeny  2 parasaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manaparitaka, manely; mampiseho miharihary tsy misy miafina [1.1]
5 mampisandrahaka ny tanam-pahazavana [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  6 to spill [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 diffracter [1.13]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Voambolana  12  Fizìka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12