|
|
|
|

Entry1  manaramody
Part of speech  2  noun
Elementary words  3  manaraka, mody
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fanafody manaraka ilay asiany ary mamono azy amin' ny farany
Examples  5  [2.508#] ny haroka àty, ny tendry hatoka, ny tsongo dia raodia, ny manaramody, ny fehy tratra, ny vorika, ny voankanina, ny tadilava, ny vahimaika, ny mampandry, ny lahianio, ny ody fitia.
Vocabulary  6  Health

Updated on 2024/12/07