|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manaram-po |
| Singan-teny | 2 manarana, 3 fo |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 manao danin' ny kibo
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to indulge in anything to one's entire satisfaction. Used with a good meaning as well as a bad one.
[1.2] 7 to indulge to one's full satisfaction [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 suivre ses goûts, se satisfaire
[1.8] |
| Ohatra |
9 Ary tsy mahagaga raha feno olona mirombaka sy manarampo amin' ny ratsy ary manitsakitsaka ny namany ny taninfsika ankehitriny.
[1.317#]
10 Fa mividy kosa aho, raha tondraka ny entana ka vitsy ny mpila, satria mitambotsotra ny vidiny ary mahazo manarampo mifidy ny tsara aho, satria vitsy ny mpividy. [2.5#] |
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 12 mampañaro, manaram-po, 13 mpanamaro, 14 mpanamora |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|