Entry | manaran-daina | |
Elementary words | manarana ; laina | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Manaram-po amin' ny fahalainana, manaraka ny hakamoana [1.1] | |
Examples | Aza mamalon-kery, aza mitandro hasasarana, aza manaran-daina.
[2.649] | |
Updated on 2023/08/11 |