|
|
|
|

Teny iditra1  manarantaraña
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3 manjelanjelatra, mandraratra: Alao teo io raha manarantaraña ioio fa misimba mason'anajaja [Betsileo] [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17