|
|
|
|

Teny iditra1  manasampy
Fototeny  2 sampy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mametraka zavatra hisavily eny am-bozona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to place astraddle; to hang over something [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 mettre à califourchon sur une chose [1.8]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  11 mampanisa, manasampy, 12 misampana, misampàna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27