| Entry | 1 manasitrika |
| Part of speech | 2 active verb |
| Root | 3 sitrika |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Mandentika: Manasitrika ao anaty rano Manafina: Manasitri-bola Mandevina: Amin' ny telo no hanasitrika ny razana izahay |
| Synonyms | 9 manitrika |
| Anagrams | 10 amirantsika, manasitrika, namaritsika |
| Updated on 2025/01/21 |
|