|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manataka |
| Fototeny | 2 tataka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mandrovitra na mandidy manaraka ny lavany
5 Manisy loaka na banga na tatatra handehanan' ny rano 6 Mampahantra, mambotry [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 to slit open
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 fendre, déchirer; faire une ouverture
[1.8] |
| Ohatra |
9 Fanaony koa, hono, ny manataka ny kibon'ny vehivavy bevohoka mba hijereny ny zaza ao an-kibo!
[2.508#]
|
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | manataka, 14 tanamaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|