Entry | 1 manatanteraka |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 tanteraka |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Mamita tsara, tomombana hatramin' ny farany, manatontosa: Manatanteraka ny adidy amin' ny mpiara-belona 9 [1.13] manatontosa |
Explanations in English |
10 [1.7] to effect, to carry through, to accomplish |
Explanations in French |
11 [1.8] accomplir, mener à bonne fin 12 [1.13] rĂ©aliser, accomplir |
Examples |
13 [2.529#] Tsy izy manenjika sy manatanteraka filamatra iray ve? 14 [2.472] Ny anjaranareo dia ny manaiky, mankato, manatanteraka. |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |