Entry (1/2) | 1 manatoka |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 atoka |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
7 [1.1] jereo manatsatoka |
Examples |
8 [2.69#] "Moa Ranona va hianao ?" Raha sendra anarany tokoa ilay voatonona, dia manatoka ny lohany izy 9 [2.245#] manatoka ny tandroka andriana eo ry zareo: ilay tandroka efatra mariky ny maha andriana ny olona nitondra teo aloha (tsy nisy nahazo nanorina am-pihemea raha tsy olona nifehy vahoaka. |
Entry (2/2) | 10 manatoka |
Part of speech | 11 active verb |
Root | 12 hatoka |
Morphology |
|
Explanations in English |
17 [1.2] [Provincial]
to implant or set one's self against, as in battle |
Anagrams | 18 manakato, manatoka, mankatoa, namotaka, natamako, tamonaka |
Updated on 2025/08/05 |
![]() |