|
|
|
|

Teny iditra1 manatongika
Fototeny  2tongika
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mampitohitohy, mamoritra, mitohy: Manongika valala
Mandrisika hanao ratsy [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
Tovy hevitra  8manongika

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12