Entry (1/2) | 1 manatrika |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 atrika |
Morphology |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
13 [1.1] Mahita maso: Nanatrika ny namonoana an' i Rainandriamampandry, hono, ny raibeny Tonga amin' ny...: Tsy nanatrika ny fivoriana izy omaly fa nanavy Manoloana, tandrify, amin' ny toerana manandrify: Manatrika ny lapan' ny tanàna ny tranonay |
Explanations in English |
14 [1.2] to face one, to stand in presence of, to see, to witness, to act as spectators or witnesses. 15 [1.7] to face, to meet face to face |
Explanations in French |
16 [1.8] faire face; assister à |
Examples |
17 [2.245#] Avia manatrika, avia manoioana. 18 [2.528#] manatrika an' Ilaidama ve ianareo? 19 [2.472] Dia eo manatrika ny manjo ny zanaka, anadahy, na vadin' ny tena. 20 [2.470] Mitsangana manatrika ny fefy vy mampisaraka azy amin' ny mpiasa izy ireo. |
Proverbs | 21 Proverbs containing the word manatrika |
Entry (2/2) | 22 mañatrika |
Part of speech | 23 active verb |
Explanations in Malagasy |
24 [1.78] [Sihanaka]
mitahy, manampy |
Anagrams | 25 anakitram, manakatry, mañakatry, manakitra, manakitrà, manatrika, mañatrika, mikatrana, natakarim |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |