Entry | 1 manatroka |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 satroka |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Manome (zavatra) hatao satroka: Efa nanatroka satroboninahitra fito rantsana voaravaka vatosoa samihafa anao izy (ny ray aman-dreny) dia ianao no toy izao (Ramboaniaina) |
Synonyms | 9 manasatroka |
Anagrams | 10 anakotram, manakotra, manakòtra, manatroka, mañokatra, manokatra, manotraka, namokatra, namotraka |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |