|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manatsatso |
| Fototeny | 2 tsatso |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mampihena, mampahalefy tsiro; manampo-drano:
5 Nisy nanatsatso itỳ ro itỳ 6 Mandefy, mahalefy: Vao mainka nanatsàtso ny lahateniny ireo haingonteny be loatra nampiasainy 7 Manakiana, milaza fa ratsy: Be no nanatsatso ny kabary nataony [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|