|
|
|
|

Teny iditra1  manatsoboka
Fototeny  2 tsoboka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mandentika, manasoka: Manatsoboka vy ao anaty rano Rabe
5 Mampiditra: Manatsoboka ny tanany ao anaty vilany i Bozy [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  10 manoboka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12