|
|
|
|

Teny iditra1  manavandra
Fototeny  2 havandra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Misy havandra latsaka: Manavandra ny andro [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 haily. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 grêler [1.3]
Ohatra  7  Akory ity no treotreok'orana ka tsy misy rano hanetsana akory ity no fitia be jaika tsy mitampody fa modimandry lamba be tsy nakopaka tsy navily sisina akory ity no andro fahavaratra ka tsy mandrivotra tsy manavandra akory ity no andro ririnina [2.131#]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
Voambolana  11  Haitoetrandro
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  manavandra, 13 mandravaña

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02