|
|
|
|

Teny iditra1  manaviavia
Fototeny  2 haviavia
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 tsy hay atao tsara amim-pahakingana [1.10#H136]
Ohatra  5  Nefa manaviavia raha atao hoe : Gol-Malay, ka na tonga taoriana aza ny Malay dia natao hoe : Malay Gola na Malay Gala, dia niova niandalana ka notsorina hoe Malagasy. [1.436#]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
Tovy hevitra  9 manavia

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12