|
|
|
|

Teny iditra1  manavitsy
Fototeny  2 vitsy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mampihena isa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to reduce in number [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 réduire en nombre [1.8]
Ohatra  7  fa samy misy làlan-drazana hiany avokoa isam-bohitra, fa izany no tokony tsy hahaketraka ny mpiasa, ary mampiasa ny malaina, sy manavitsy ny mpangalatra; [0.0#]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  12 mamitsy

Fivaditsoratra  manavitsy, 13 matsivina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12