|
|
|
|

Teny iditra1  mandaboka
Fototeny  2 daboka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manjera amin' ny tany, mandavo: Rivo-mahery no nandaboka ny tranonay
5 Mikapoka, mamely: Nandaboka azy tamin' ny tehina teny an-tanany izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to beat, to strike, to throw down, to dash [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 Jeter en bas, précipiter, faire tomber, battre, rosser [1.3]
Ohatra  8  Izato feony efa migoboka mandaboka dia mandaboka, manameloka iroa lehilahy lasa tontakely tsy fidiny noho ny ankasony ihany Nanaiki-molotra i Fandrava. [2.895#]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  13 manadaboka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12