|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mandafatra |
| Fototeny | 2 lafatra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Manohitra, mamely, mandatsaka ao anelanelan' ny loza roa
5 Mampikatroka, mampikasokasoka: Aza mandafatra amiko ny tongotrao [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 graduer
[1.13] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|