|
|
|
|

Teny iditra1  mandafo
Fototeny  2 lafo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 mivarotra [Sihanaka] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  5 to resell what one has just bought. to act as sales intermediary [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 revendre ce qu'on vient d'acheter; être agent de vente [1.8]
Ohatra  7  amin' izay, raha mandafo zavatra latsaka noho ny mason-karena izy dia milaza fa maty antoka ary mandraiki-dresy. [2.436#]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12