|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 mandakana |
| Fototeny | 2 lakana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mihady, na mihoho tany miendrika lakana. Manao tatatra na lakan-drano
5 Enti-milaza nofo mitondra ny dian' ny kapoka nafitsoka azy [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/3) | 10 mandakana |
| Fototeny | 11 lakana |
| Sokajin-teny | 12 mpamaritra |
| Fanazavàna teny anglisy |
13 In Imerina it means weak from a flogging
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
14 qui porte les marques, les sillons des coups reçus
[1.3] |
| Teny iditra (3/3) | 15 mandakana |
| Sokajin-teny | 16 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny anglisy |
17 to remain in a place, to be always at a place, as a beggar, or a creditor dunning a debtor
[Provincial]
[1.2] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|