|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mandambolambo |
| Fototeny | 2 lambolambo |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mandama: Mandambolambo ny ampiantany amin' ny hazofisaka
5 Manafosafo amin' ny tanana: Isaky ny mihetsika izao, mandambolambo ny volombavany Rangahy io 6 Manambitamby: Fantatro ny hevitrao ianao mandambolambo ahy io [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 to smooth, to polish; to caress
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 lisser, polir; caresser avec la main
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|