|
|
|
|

Entry1  mandà rariny
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.10] [mandà ny rariny] manohitra ny marina
4  [1.1] tsy mety miaiky eo anatrehan'ny rariny; mitampi-maso amin'ny marina
Explanations in French  5  [1.3] qui ne veut pas reconnaître la vérité
Elementary words  6  mandà, rariny

Updated on 2024/12/07