|
|
|
|

Teny iditra1  mandatehezana
Singan-teny  2 manda, 3 tehezana
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Fitambaran' ny antoko politika maro manambatra ny heriny eo anoloana toe-java-tsarotra diavin' ny firenena [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 front [1.13]
Voambolana  7  Pôlitika

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11