|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mandatsaka |
| Fototeny | 2 latsaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mametaka ary mandahatra sy mandrafitra: Mahay mandatsaka biriky tsara Rakoto
5 Mampirotsaka: Efa mahay mandatsaka orana ankehitriny ny olo-mahay 6 Mampiditra... ho tonga, hiana-draharaha: Mandatsaka ny zanany ho mpanefy firavaka izy 7 Mampihena: Tsy afaka mandatsaka ny vidin' ny tranoko aho 8 Mandetsy 9 Manatody: Vao avy nandatsaka Ikalamainty iny voahitsaky ny fiarakodia iny. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10 to lay down, to put down, to let fall, to put in
11 fig. to flatter, to coax, to blandish, to wheedle, to impose on [1.2] 12 to cast down; to put down, to lay in place [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
13 faire tomber; poser des briques, etc; enrôler
[1.8] |
| Ohatra |
14 Ny atsy, vara-mipoaka mandatsaka aina
[1.300#]
15 Ary latsadrakitra, dia nosoratana ny mandatsaka ariary noho miakatra. [2.59#] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 20 Fikambanana 8 amin' io teny io |
| Ohabolana | 21 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|