|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mandavaka |
| Fototeny | 2 lavaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Manao lavaka: Mandovaka tany ny biby salasalany sasany hanaovany trano
5 Mandoaka, mamely: Nandavaka ahy mafy ny anao nony vao noteneniko [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to make a hole, to scoop out
[1.2] 7 to dig a hole into [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 faire un trou ou une fosse
[1.8] |
| Ohatra |
9 Indro misy lehilahy maromaro miady fo mandavaka.
[2.895#]
10 mandavaka fantsakana ianao ka misintona ny rano ao anatiny amin' ny tady. [2.445#] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|