|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mandikatra
Fototeny  2 dikatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mandingandingana raha manao zavatra ka misy hadino [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 agir irrégulièrement, passer en omettant [1.3]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :

Teny iditra (2/2)9  mandikatra
Sokajin-teny  10  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  11 mihoatra [Tanosy] [1.78]
Haiendriteny 
12  Ny ankehitriny :
13  Ny lasa :
14  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  mandikatra, 15 mandritaka, 16 mitandraka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12