|
|
|
|

Teny iditra1  manditsaka
Fototeny  2 ditsaka
Sokajin-teny  3  matoanteny na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Mivalan-drano: Manditsaka am-pandriana io zaza io [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to drench, to soak [1.2]
6 soaked, drenched [Provincial] [1.2]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  11  Fikambanana 2 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09