|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mandokoroka |
| Fototeny | 2 dokoroka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Manjoretra, manjonitra, manjokaiky mba hangorahan' ny olona ny tena: Mandokoroka ao alatrano ao ny zanakao
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 Persister, flagorner, importuner, être mélancolique.
[1.3#112] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|