Entry | 1 mandonda |
Part of speech | 2 adjective |
Root | 3 donda |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mavesatra (noho ny lanjan' ny vatan-tenany fa tsy noho ny habeny na ny habetsahany): Mandonda ny platinina |
Explanations in French |
5 [1.3#114] corsé, épais, pesant |
Analogs | 6 mafonja |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |