|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mandotry |
| Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 mamolo, manongotra volo ( vorona )
[Taimoro]
[1.78] 4 manongotra, manala volo, mamolo [Taisaka] [1.78] |
| Teny iditra (2/2) | 5 mandotry |
| Sokajin-teny | 6 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
7 midedadeda
[Tanosy]
[1.78] |
| Fivaditsoratra | mandotry, 8 mitandro, 9 mitondrà, mitondra, 10 tandrimo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|