|
|
|
|

Teny iditra1  mandraikitra
Fototeny  2 raikitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mametaka mba tsy hiala, tsy hihetsiketsika: Mandraikitra sary amin' ny rindrina
5 Manapaka, mamarana: Mandraiki-barotra
6 Manondro: Mandraikitra fotoana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 to agree [1.2, 1.7]
8 to consent to; to stick, to join [1.2]
9 to stick on to something; to accept [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 attacher, coller, fixer, conclure, régler [1.3]
11 coller ou appliquer sur quelque chose; être d'accord pour [1.8]
Haiendriteny 
12  Ny ankehitriny :
13  Ny lasa :
14  Ny hoavy :
15  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17