|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mandranoka |
| Fototeny | 2 ranoka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mitera-drano: Tsy ho sitrana na oviana na oviana ferinao ity raha mandranoka lava toy izao
5 Mahatonga ho osa, reraka: Ny aretina no mandranoka ny marary 6 Tonga reraka, valaka izaitsizy: Nandranoka indray ny marary androany [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 to be sickly, to be an invalid. It differs from Marary in its referring more to the effects of a disease, as causing sleeplessness, pain, etc.
[1.2] |
| Haiendriteny |
|
| Voambolana | 11 Fahasalamana |
| Fivaditsoratra | 12 manandroka, mandranoka, 13 mandronaka, 14 manondraka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|