|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mandranorano |
| Fototeny | 2 ranorano |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Misy rano mivoaka, mitera-drano: Mbola mandranorano itỳ ferinao
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 waterish, purulent.
[1.2] |
| Voambolana | 6 Fahasalamana |
| Tovy hevitra | 7 maranorano, mitsiranorano |
| Mpanahaka | 8 mitorakaivy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|