|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mandraraka |
| Fototeny | 2 raraka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Manary: Iza no nandraraka ny solitany teto?
5 Mampitobaka, manabosasaka: Iza no nandraraka ny ro teo ambony latabatra 6 Mandrotsaka: Mandrara-dranomaso 7 Mandefa fofona mana tonetona: Mandraraka aoka izany ireto telomiova ireto [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 to spill, to scatter
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 répandre
[1.8] |
| Ohatra |
10 fa ny rano fotsim-pitia no mandraraka
[2.131]
|
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 15 mandraraka ilo mby an-doha |
| Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|