|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mandrary |
| Fototeny | 2 rary |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mandrandrana: Mahay mandrary tsihy io vehivavy io
5 Manamboatra, mamitrana: Izy no nandrary ny fihavananay [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|