|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mandrebaka
Fototeny  2 rebaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mahatonga ho noana, mahavalaka, mahasasatra, mahavizana [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)9  mandrebaka
Sokajin-teny  10  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  11 manimba, manambaka, mandreraka: Nahoa laha tsy ajarena io traño rebaka io (nahona raha tsy arenina io trano simba io) [Tanala] [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12