|
|
|
|

Teny iditra1 mandrehitra afo
Singan-teny  2mandrehitra, 3afo
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny anglisy  5 to light a fire. [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 allumer le feu [1.8]
Ohatra  7 Rano mafana hosotroina no angatahiny matetika, ary indry mandrehitra afo amin' ny kitay bozaka sy mamana rano ho azy Rasoa. [2.470]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12