|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mandrezatra |
| Fototeny | 2 rezatra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mamoaka fofon-kanina avy ao am-bava, izay avy amin' ny sakafo nohanina tsy levona: Tampenana ny vova rehefa mandrezatra
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 roter
[1.3#530] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 11 mandrezatra |
| Fototeny | 12 rezatra |
| Sokajin-teny | 13 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
14 Mamantsika amin' ny fantsika lehibe
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
15 clouer avec un gros clou
[1.3#530] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|