|
|
|
|

Teny iditra1  mandrivirivy
Fototeny  2 rivirivy
Sokajin-teny  3  matoanteny na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Enti-milaza ny kapoka, tehamaina mafy sady betsaka, sesilany: Kapoka mandrivirivy no nafitsok' i rainy azy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be thrown in large numbers, as stones [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 être lancé ou tomber en grand nombre, comme des cailloux [1.8]
Ohatra  7  Kapoka karavasy mandrivirivy, narahin-tosika sy sintona araka izay tratry ny aina, no tsy nidonan' ny sarety tamin' ny fiara. [2.472]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17