|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mandrombotra |
| Fototeny | 2 rombotra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Misintona ka mandrovitra na mandrombina: Itỳ fantsika itỳ no nandrombotra ny lambanao. / Avy ilay alika dia nandrombotra ny akanjony
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|