|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mandrongatsa |
| Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 mampalaky, mandodona: Aza rodoñina roke liaka ny aombe lehe miroroña fange folaka (Aza dodonina letsy ny omby raha midina fandrao folaka [tapaka])
[Betsileo]
[1.78] |
| Teny iditra (2/2) | 4 mandrongatsa |
| Sokajin-teny | 5 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 mandositra (biby), manao tongotrankatoka
[Betsileo]
[1.78] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|