|
|
|
|

Teny iditra1  mandronjina
Fototeny  2 ronjina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manosika: Saika handronjina an' Imboasalama tany an-kady Andrianjafy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to jostle, to push out of the way [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 bousculer, pousser de côté [1.8]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17